Fizahan-teny

Ohabolana : baby telo

Ohabolana Babin-katsaka an-tany mena, ka ny baby roa tsy misy fa raha mahatana ny aina dia zara. [Rinara 1974 #841]
Katsaka an-tanimena : ny baby roa tsy misy fa raha mahatana ny aina dia zara. [Rinara 1974 #1605]
Katsaka an-tanimena : ny baby telo tsy misy, fa raha velona ny aina dia zara. [Veyrières 1913 #2500, Cousins 1871 #1236]
Katsaka maniry an-tany mena: ka zara raha mahatana ny aina, fa ny baby telo dia tsy misy. [Houlder 1895 #598]
Dikanteny frantsay Du mais poussant dans la terre rouge: il arrive tout juste à ne pas périr, et il n' y a pas trois épis. [Houlder 1895]
Maïs qui pousse dans une terre rouge : il ne porte pas trois épis, et si sa vie est sauve c' est une bonne fortune. [Veyrières 1913 #2500]
Fanazavana frantsay La terre rouge ou latérite de Madagascar est très aride. [Houlder 1895]
Se disait des pauvres. [Veyrières 1913 #2500]

Fizahan-teny