Fizahan-teny

Ohabolana : badolahy

Ohabolana Badolahy miantsena: siramamy ka atoraka alika. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza olona tsy ampy fiheverana, kely saina, ka tsy hainy akory ny manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mahasoa sy ny tsy ilaina. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny