Fizahan-teny

Ohabolana : bakobako

Ohabolana Bakobako miharo amin' angatra; niharo ñy raha samby raha. [Houlder 1895]
Bakobako niharo amin’ angatra : niharo ny raha samy raha. [Samson 1965 #B2]
Fanazavana malagasy Bakobako niharo amin' angatra, tafaharo samy loza. [Houlder 1895]

Fizahan-teny