Fizahan-teny

Ohabolana : baranahiny

Ohabolana Ny kolokolo aza nokadiana, ka ny tena vary indray no atao baranahiny. [Rinara 1974 #3053]

Ohabolana Tsy mba atao baranahiny, tsy mba atao karenjy. [Veyrières 1913 #1407]
Dikanteny frantsay Il ne faut pas laisser sa femme, ses enfants ou ses subordonnés vagabonder et courir en liberté sur les collines comme les animaux qui paissent en liberté. [Veyrières 1913 #1407]

Fizahan-teny