Fizahan-teny

Ohabolana : batry

Ohabolana Totozy batry nify sy voalavo tsindohaina, ka tafahoan-tsamy famantsiny. [Rinara 1974 #288]
Totozy batry nify sy voalavo tsindohaina : tafa-haon-tsamy gaginy. [Cousins 1871 #3161]
Totozy batry nify sy voalavo tsindohaina : tafahaon-tsamy gaiginy. [Veyrières 1913 #2117]
Dikanteny frantsay Souris qui a de grosses dents et rat teigneux : deux imbéciles se rencontrent. [Veyrières 1913 #2117]

Fizahan-teny