Fizahan-teny

Ohabolana : Betsileo

Ohabolana Adaladala toa Betsileo, ka miarahaba soavaly. [Houlder 1895 #1630]
Adaladala toa Betsileo : miarahaba soavaly. [Veyrières 1913 #2050, Cousins 1871 #6]
Dikanteny frantsay Être simple (ou stupide) comme un Betsileo et saluer un cheval. [Houlder 1895]
Sot comme les Betsileo qui saluent un cheval. [Veyrières 1913 #2050]
Fanazavana frantsay Se disait des gens lourdauds et simples d' esprit. [Veyrières 1913 #2050]

Ohabolana Any Betsileo no voky tsaramaso, ka atý Antananarivo no mivozihi-kibo. [Cousins 1871 #265]

Ohabolana Aza manao ny Betsileo ho mpanan-karena, raha mitafy arindrano fa manao kitamby harefo. [Veyrières 1913 #5891, Cousins 1871 #485]
Aza manao ny Betsileo tsy ho manankarena, raha mitafy arindrano mikitamby harefo. [Rinara 1974 #548]
Dikanteny frantsay En voyant les Betsileo porter le lamba en tissu arin-drano, ne croyez pas qu' ils soient riches, car leur pagne est en jonc. [Veyrières 1913 #5891]
Fanazavana frantsay Ne jugez pas sur les apparences. [Veyrières 1913 #5891]

Ohabolana Betsileo mamo ka toraky ny omaly tsy miova. [Rinara 1974 #886]

Fizahan-teny