Fizahan-teny

Ohabolana : bibim-bomanga

Ohabolana Ny bibin-tsaonjo tsy mahatahotra ahy, ka bibim-bomanga va no hatahorako? [Houlder 1895 #804, Cousins 1871 #2195]
Ny bibin-tsaonjo tsy matahotra ahy, ka bibim-bomanga no hatahorako? [Rinara 1974 #2922]
Dikanteny frantsay Une chenille d' arum ne me fait pas peur, et j' aurais peur d' une chenille de patate? [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay La seconde est plus petite que la première. [Houlder 1895]

Fizahan-teny