Fizahan-teny

Ohabolana : bika

Ohabolana Aza manao : " tsy tiako tarehy, halako bika " . [Veyrières 1913 #5499]
Dikanteny frantsay Ne faites pas comme celui qui dit : je n' aime pas sa figure, je déteste son air. [Veyrières 1913 #5499]
Fanazavana frantsay Se disait de la partialité. [Veyrières 1913 #5499]

Ohabolana Bikany fotsiny ohatra ny sakan' i Paritra. [Rinara 1974 #899]

Ohabolana Vorona tsy azo mitombo bika. [Rinara 1974 #5043]

Fizahan-teny