Fizahan-teny

Ohabolana : bila

Ohabolana Bila fandeha mananatra ny mahitsy famindra : mahay milaza soa ho an' ny olona, fa tsy mahay ho an-tena. [Rinara 1974 #900]

Ohabolana Gaga ny vohitra fa ny bila no miavona. [Rinara 1974 #1222]

Ohabolana Hazo bila ka zara raha hidim-pahitra. [Rinara 1974 #1294]

Ohabolana Ho any an' ala ka no mivongika hazo bila. [Rinara 1974 #1354]

Ohabolana Manoha-mihantsika, tsy manoha-mihantsika, toa hazo bila. [Rinara 1974 #2125]

Ohabolana Tsy misy hazo natao tsy ho boboka, na mahitsy izy na bila. [Rinara 1974 #4710]

Fizahan-teny