Fizahan-teny

Ohabolana : bitaka

Ohabolana Ambolo bitaka, ambolo matavy: zava-tsy hay tsy azo ibitabitahana. [Rajemisa 1985 #63, Rinara 1974 #181]
Ambolo bitaka matavy: zava-tsy hay tsy ibitabitahana. [Houlder 1895 #854]
Ambolo bitaka matavy : ny zava-tsy hay, tsy ibitabitahana. [Cousins 1871 #144]
Fanazavana malagasy Tsy tokony hitsabatsabaka amin' ny zavatra tsy hay. [Rajemisa 1985 #63]
Dikanteny frantsay Une sauterelle verte qui saute, une sauterelle verte bien grasse: il ne faut pas sauter de joie pour une chose qu' on ne sait pas. [Houlder 1895 #854]

Ohabolana Raha tsy azoko anio ialahy ry ambolo bitaka, ry ambolo matavy, azoko rahampitso [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Zozoro miantaha rano, ka sangasanga no farany. [Houlder 1895 #1700, Veyrières 1913 #2127]
Zozoro miantaha rano, ka sangasanga no sisa. [Rinara 1974]
Zozoro miantaha rano : sangasanga no farany. [Cousins 1871 #3790]
Dikanteny frantsay Des joncs qui ne profitent pas de l' eau, le panache seul sera utilisable (ou: restera). [Houlder 1895 #1700]
Joncs qui ne profitent pas de l' eau : il n' en restera que le panache. [Veyrières 1913 #2127]

Fizahan-teny