Fizahan-teny

Ohabolana : bitsibitsika

Ohabolana Bitsibitsiky ny lava nify, ny lavitra indray no mandre aloha. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza izay rehetra toa bitsibitsihina, nefa henon' ny olona lavidavitra ny tena ihany. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny