Fizahan-teny

Ohabolana : bodokely

Ohabolana 1Ankizy toa misy ambiny, lehibe toa tsy ampy kely, ohatra ny antitra nahazo bodokely. [2.558 #285]

Ohabolana 2Sady zaza no lehibe, sahala amin' ny lahiantitra manambady bodokely. [2.558]

Fizahan-teny