Fizahan-teny

Ohabolana : bokaboka

Ohabolana Ataovy toy ny landy, ny bokaboka mameno ny kely andilana. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Aoka hifanampy ka ny manana tombony hameno ny tsy ampy. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny