Fizahan-teny

Ohabolana : boridana

Ohabolana Indraindray izy dia toy ny voahangy raraka, ary indraindray dia voantay miboridana. [Cousins 1871 #1132]
Indraindray izy mba toy ny voahangy raraka, ary indraindray dia voantay miboridana. [Rinara 1974 #1424]
Indraindray izy toy ny voahangy raraka, ary indraindray voantay boridana. [Houlder 1895 #505]
Dikanteny frantsay A certains moments il est semblable à un ruisseau de perles, mais à d' autres, par contre, à une bande de bousiers. [Houlder 1895]

Fizahan-teny