Fizahan-teny

Ohabolana : boriky

Ohabolana Dakam-boriky : indray mientana ihany. [Rinara 1974 #971]
Dakam-boriky, ka indray mientana ihany. [Cousins 1871]

Ohabolana Ny boriky avy no mamely ahy. [Veyrières 1913]
Dikanteny frantsay Il n’est pas jusqu’à l'âne qui ne me donne son coup de pied. [Veyrières 1913]
Tout le monde est contre moi. [Veyrières 1913]

Fizahan-teny