Fizahan-teny

Ohabolana : botrelabotrela

Ohabolana Akondro ela botrelabotrela: izaho no tsy tia, ka hianao no manentsina. [Houlder 1895 #1827]
Dikanteny frantsay (Vous êtes) une banane rabougrie: c' est moi qui ne vous aime pas, et c' est vous qui faites semblant d' empêcher notre amitié. [Houlder 1895]

Fizahan-teny