Fizahan-teny

Ohabolana : dorany

Ohabolana 1Masaky ny dorany fa mangatsiakan' ny hambony. [2.558 #2150]
Masaky ny dorany, ka mangatsiaky ny hambony. [2.165 #847]
Masaky ny dorany, mangatsiaky ny hambony. [2.653 #1643]
Dikanteny frantsayCuit par ses hâbleries et refroidi par ses fausses prétentions. [2.165]

Fizahan-teny