Fizahan-teny

Ohabolana : drakidraky

Ohabolana 1Drakidraky be tsy mamàna : manome safoitra ny akoho. [1.147 #D15]

Ohabolana 2Drakidraky mamàna, gisy mangatody : raha tsy tiana tsy anaran-trena-maso. [1.147 #D16]

Ohabolana 3Drakidraky manasa loha : samy manano ny faniny. [1.147 #D17]

Ohabolana 4Drakidraky omam-potaka : tonga dia vavany. [1.147 #D18]

Fizahan-teny