Fizahan-teny

Ohabolana : fahafatesana

Ohabolana Alohantsika ny fahavalo, aoriantsika ny fahafatesana. [Veyrières 1913 #406]
Dikanteny frantsay Devant nous l' ennemi, derrière nous la mort. [Veyrières 1913 #406]
Fanazavana frantsay Les fuyards étaient brûlés vifs d'après une loi portée par Radama I à Sahafa près d' Ambohimanga alors que toute l'armée y était réunie ; une pierre élevée à Sahafa commémore cette loi ; jusque-là les fuyards pouvaient être réduits en esclavage avec leur famille, et leurs biens confisqués. [Veyrières 1913 #406]

Ohabolana Lalana kizo tokana ny fahafatesana. [Veyrières 1913 #2861]
Dikanteny frantsay La vie n'a qu' une issue : la mort. [Veyrières 1913 #2861]

Ohabolana Ny fahafatesana no hetra iombonana amin' ny Andriana. [Rinara 1974 #2941]

Ohabolana Ny fahafatesana toy ny zara hetra. [Rinara 1974 #2942]
Ny fahafatesana tsy mba heloka, fa zara hetra. [Houlder 1895 #2097, Veyrières 1913 #2894, Cousins 1871 #2203]
Dikanteny frantsay La mort n' est pas un crime, c' est une part d' impôt. [Houlder 1895 #2097]
La mort n’est pas un crime mais un tribut universel. [Nicol 1935 #162]
La mort n'est pas une faute, c' est un tribut à payer et dont chacun à sa part. [Veyrières 1913 #2894]

Ohabolana Ny fahafatesana zara hetra tsy azon-kavana soloana. [Rinara 1974 #2943]

Ohabolana Ny sanatria tsy mahafefy loza, ny halady tsy mahafaka ny fahafatesana. [Rinara 1974 #3240]
Ny sanatria tsy mahafehy ny loza; ny halady tsy mahafaka ny fahafatesana. [Veyrières 1913 #2908, Cousins 1871 #2413]
Dikanteny frantsay Le mot : Dieu nous préserve, ne peut pas enchaîner le malheur, les excuses ne préservent pas de la mort. [Veyrières 1913 #2908]
Fanazavana frantsay C' est inéluctable. [Veyrières 1913 #2908]

Ohabolana Ny varotra no isafidianana, fa ny fahafatesana zara hetra toavina. [Rinara 1974 #3360]

Ohabolana Tampoka ela nikasana, toy ny fahafatesana. [Cousins 1871 #2988, Nicol 1935 #171]
Dikanteny frantsay Comme la mort : décision prise de longtemps et soudain réalisée. [Nicol 1935 #171]

Fizahan-teny