Fizahan-teny

Ohabolana : fahalavana

Ohabolana Bibilava nisambotra androngo ka manantena ny fahalavana. [Rinara 1974 #893]
Bibilava nisambotra androngo ka nanantena ny fahalavana. [Houlder 1895 #950]
Dikanteny frantsay Un serpent ayant pris un lézard a profité de ce qu' il (le serpent) était le plus long (donc aussi le plus fort). [Houlder 1895]

Fizahan-teny