Fizahan-teny

Ohabolana : fahamarinana

Ohabolana Ny fahamarinana no lakoraonina hita vatana. [Veyrières 1913 #2956]
Dikanteny frantsay La justice c' est comme la couronne dont on voit le corps. [Veyrières 1913 #2956]

Ohabolana Ny fahamarinana no mpiaro tsara indrindra. [Veyrières 1913 #2957]
Dikanteny frantsay La justice et la vérité sont les meilleurs protecteurs. [Veyrières 1913 #2957]

Fizahan-teny