Fizahan-teny

Ohabolana : faharazana

Ohabolana Lambo soso-nify ka nentim-paharazana. [Houlder 1895 #143, Veyrières 1913 #325, Rajemisa 1985]
Lambo soso-nify; nentim-paharazana. [Cousins 1871, Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ny zanaka na taranaka manahaka ireo ray aman-dreniny eo amin' ny toetra na fomba nolovana taminy. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza toetra nananana hatry ny ela, nolovana tamin' ny razana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Les usages transmis de génération en génération, c' est comme des sangliers qui ont des surdents. [Veyrières 1913 #325]
Un sanglier qui a des surdents: elles lui viennent de ses ancêtres. [Houlder 1895 #143]

Fizahan-teny