Fizahan-teny

Ohabolana : faharetana

Ohabolana Ny faharetana no ahitana ny vokatra. [Veyrières 1913 #5293]
Dikanteny frantsay C'est la constance qui porte des fruits. [Veyrières 1913 #5293]

Ohabolana Tsitsio ny harena, fa tsy mifamotoana ny ainao sy ny faharetany. [Veyrières 1913 #2412]
Dikanteny frantsay Économisez vos richesses, car leur durée et celle de votre vie ne se sont pas entendues d' avance pour concorder. [Veyrières 1913 #2412]

Fizahan-teny