Fizahan-teny

Ohabolana : fahatanorana

Ohabolana Sandry be tsy hery; fahatanorana tsy ody faty. [Houlder 1895 #1928]
Sandry be tsy ody aina, fahatanorana tsy ody faty, tonon' andro, tsy voavidin-karena. [Rinara 1974 #250]
Sandry be tsy ody aina, ny hatanorana tsy ody faty ; fa samy ho faty avokoa. [Cousins 1871 #2859, Nicol 1935 #167]
Dikanteny frantsay La vigueur du bras ne retient pas la vie, la jeunesse n’est pas un remède contre la mort : tous doivent mourir. [Nicol 1935 #167]
Un grand bras n' est pas de la force; la jeunesse n' empêche pas la mort. [Houlder 1895 #1928]

Fizahan-teny