Fizahan-teny

Ohabolana : fahaverezana

Ohabolana Malahelo tia ady, mihaika fahaverezana, manan-karena tia ady, manely ny efa vory. [Rinara 1974 #1921]
Malahelo tia ady, mihaika fahaverezana; manan-karen-tia ady, manely ny efa vory. [Veyrières 1913 #3343, Cousins 1871 #1452]
Dikanteny frantsay Pauvre qui aime les procès : il provoque sa perte et appelle l' esclavage ; riche qui aime les procès : il dissipe ce qui est amassé. [Veyrières 1913 #3343]
Fanazavana frantsay Les procès ruinent. [Veyrières 1913 #3343]

Ohabolana Mamari-body ny fahaverezana, toy ny malahelo maka volan’ olona. [Cousins 1871 #1470]

Fizahan-teny