Fizahan-teny

Ohabolana : fahazarana

Ohabolana Ny toetra masonkarena, ny fahazarana sari-monina. [Rinara 1974 #3301]

Ohabolana Sola mielo diavolana, tsy tahotry ny danik' andro, fa fahazarana aninkeheo. [Rinara 1974 #3934]

Fizahan-teny