Fizahan-teny

Ohabolana : fahendrena

Ohabolana Ny fahendrena mampahazo soa. [Veyrières 1913 #6078]
Dikanteny frantsay La sagesse fait obtenir des avantages. [Veyrières 1913 #6078]

Ohabolana Ny fahendrena no voninahitra sy harena. [Veyrières 1913 #2958]
Dikanteny frantsay La sagesse est tout à la fois gloire et richesse. [Veyrières 1913 #2958]

Fizahan-teny