Fizahan-teny

Ohabolana : fahibe

Ohabolana Aza mandelika ny farihy tsy ho vary hianao, ka mila lolotramalona amy ny mamba. [Cousins 1871 #565]
Aza mandelika ny farihy tsy ho vary hianao, ka mila sahato amy ny voay. [Cousins 1871 #565]
Aza mandelika ny farihy tsy ho vary hianao, ka mila sahato amin' ny voay. [Veyrières 1913]
Mandelika ny fahi-be tsy azo ho vary ka mila lolotr' amalona. [Houlder 1895 #2227]
Mandelika ny fahibe tsy ho vary, ka mila lolotr' amalona amin' ny mamba. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Combler un grand étang qui ne produira quand même pas de riz, c' est chercher querelle aux caïmans (qui s' y trouvent). [Houlder 1895]
Ne comblez pas des étangs où le riz ne pourra jamais pousser, car vous vous attireriez les blâmes des caïmans. [Veyrières 1913 #3793]
Fanazavana frantsay Se disait de ceux qui s'attirent malheur par trop de zèle. [Veyrières 1913 #3793]

Fizahan-teny