Fizahan-teny

Ohabolana : fahitana

Ohabolana "Fara fahitana izao" , hoy ilay voa bala amin' ny masony. [Houlder 1895 #2050]
Fara fahitana izao," hoy ilay voa basy amy ny masony. [Cousins 1871 #932]
"Fara fahitana izao" hoy ilay voa basy amin' ny masony. [Veyrières 1913 #2787]
Dikanteny frantsay C' est pour la dernière fois que je vois, dit celui qui a reçu un coup de fusil dans l' oeil. [Veyrières 1913]
"J' ai fini d' y voir" , dit celui qui vient de recevoir une balle dans l' œil. [Houlder 1895 #2050]
Fanazavana frantsay Analogue au français : voir trente-six chandelles. [Veyrières 1913 #2787]

Fizahan-teny