Fizahan-teny

Ohabolana : fakoina

Ohabolana Nahoana no hena tsara no handrahoina ka kitay fakoina no zahana ? [Rinara 1974]
Nahoana no hena tsara no hohandroina, ka dia kitay fakoina no tadiavina ? [Veyrières 1913 #4540, Cousins 1871 #2043]
Dikanteny frantsay Pourquoi, lorsqu' on a une bonne viande à faire cuire, aller chercher des détritus ramassés partout, au lieu de paille à brûler ? [Veyrières 1913 #4540]
Fanazavana frantsay Par paresse ou économie mal entendue, on risque d' avoir une viande mal cuite. [Veyrières 1913 #4540]

Fizahan-teny