Fizahan-teny

Ohabolana : famangitra

Ohabolana Be famangitra toa rambon' osy. [Rajemisa 1985]
Be famangitra toa rambon' osy ka ny lanitra tsy hianjera no tohanana. [Rinara 1974]
Be famangitra, toa rambon’ osy: ny lanitra tsy hianjera no tohanana. [Cousins 1871 #742]
Fanazavana malagasy Be hambo loatra ka ny tsy ho vita avy no tetehina hatao. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny