Fizahan-teny

Ohabolana : famangitra

Ohabolana 1Be famangitra toa rambon' osy. [1.1]
Be famangitra toa rambon' osy ka ny lanitra tsy hianjera no tohanana. [2.558]
Be famangitra, toa rambon’ osy: ny lanitra tsy hianjera no tohanana. [2.653 #742]
Fanazavana malagasyBe hambo loatra ka ny tsy ho vita avy no tetehina hatao. [1.1]

Fizahan-teny