Fizahan-teny

Ohabolana : famindra

Ohabolana Bila fandeha mananatra ny mahitsy famindra : mahay milaza soa ho an' ny olona, fa tsy mahay ho an-tena. [Rinara 1974 #900]

Ohabolana Bingo ny mpitarika ka tailam-pamindra ny mpanaraka. [Rinara 1974 #903]
Bingo ny mpitarika ka tsy mahitsy fandeha ny mpanaraka. [Veyrières 1913 #762, Cousins 1871 #772, Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Izay toetra sy fihetsiky ny mpitondra ihany no toetra sy fihetsiky ny olona entina. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Conduit par un bancal on ne marche pas droit. [Veyrières 1913 #762]
Fanazavana frantsay Se disait des inférieurs conduits par de mauvais chefs et qui leur ressemblaient. [Veyrières 1913 #762]

Ohabolana Mitovy ny tarehy, fa ny famindra no samihafa. [Veyrières 1913 #1662, Cousins 1871 #1892, Houlder 1895]
Mitovy tarehy fa ny famindra no samy hafa. [Rinara 1974]
Fanazavana malagasy Ny toetra no samy manana ny azy. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Les figures sont semblables mais la démarche est différente. [Veyrières 1913 #1662]
Le visage est le même, mais la démarche est différente. [Houlder 1895]

Fizahan-teny