Fizahan-teny

Ohabolana : famirapiratana

Ohabolana Jamba mitanina andro : finaritra ny hafanany fa tsy mahita ny famirapiratany. [Veyrières 1913 #2154]
Jamba mitanina andro : ny hafanana dia lavorary fa ny famirapiratana no tsy hita. [Rinara 1974 #1543]
Jamba mitanin' andro: finaritry ny hafanany, fa tsy mahita ny famirapiratany. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Aveugle qui se chauffe au soleil : il se réjouit de sentir sa chaleur, mais il ne voit pas sa lumière. [Veyrières 1913 #2154]
Un aveugle se chauffant au soleil: il est content de sentir sa chaleur, mais il ne peut voir son éclat. [Houlder 1895]

Fizahan-teny