Fizahan-teny

Ohabolana : fanafana

Ohabolana Ny tsiny azo sorohina, fa ny tody tsy misy fanafana. [Rajemisa 1985]
Ny tsiny no azo alana fa ny tody tsy misy fanafana. [Rinara 1974 #215]
Fanazavana malagasy Enti-milaza fa ny tsiny dia azo alana raha mis-la tsiny ianao, fa ny tody kosa tsy maintsy mihatra satria, noho ny mahavalin' ny ratsy natao azy, dia tsy azo sakanana izy, toy ny ako tsy maintsy mamerina ny feo. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny