Fizahan-teny

Ohabolana : fanahiana

Ohabolana 1Be fanahiana hoatry ny manan-jaza tokana. [2.415 #964]
Be fanahiana ohatra ny manan-janaka tokana. [2.558 #873]
Be fanahiana, ohatra ny manan-jaza tokana. [2.653]
Dikanteny frantsayPlein d'inquiétude et de sollicitude, comme ceux qui n' ont qu' un seul enfant. [2.415 #964]

Fizahan-teny