Fizahan-teny

Ohabolana : fanambonimbary

Ohabolana Raha jerena, toa olon-kendry, tantely fiandry andriana; kanjo nony dinidinihina, fanambonim-bary fiandry alika. [Houlder 1895 #478]
Raha jerena, toa tantely fiandry andriana, fa nony dinihina, dia hay fanambonim-bary fiandry alika. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay A le voir, on l' aurait pris pour un sage, pour du miel digne d' un roi; mais, à l' examen, c' était le dessus du riz, bon pour un chien. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay La partie supérieure du riz cuit dans la marmite et souvent couverte de suie et sent la fumée, et on la donne aux chiens. [Houlder 1895]

Fizahan-teny