Fizahan-teny

Ohabolana : fanao

Ohabolana Fanaon’ ny tsy mahay, mahatebaka. [Houlder 1895 #1656, Veyrières 1913 #64, Cousins 1871]
Fanaon' ny tsy mahay ny be tebaka. [Rinara 1974 #1088]
Ny tsy mahay be tebaka. [Veyrières 1913 #2106]
Dikanteny frantsay C' est l' habitude des ignorants de critiquer. [Veyrières 1913 #64]
Les ignorants et les maladroits critiquent beaucoup, parce qu'ils ne s' y connaissent pas. [Veyrières 1913 #2106]
Les incapables ont l' habitude de railler (les autres). [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay La critique est ainsée, mais l' art est difficile. [Houlder 1895]

Ohabolana Fanaon’ ny tsy tia, manaratsy. [Veyrières 1913 #4863, Rinara 1974 #1089, Cousins 1871 #915]
Dikanteny frantsay C' est l' habitude des gens qui n' aiment pas, de dénigrer et calomnier. [Veyrières 1913 #4863]

Ohabolana Goaika maneno alina, tsy alaiko ho loza fa ny azy efa fanaony. [Rinara 1974 #1228]

Ohabolana Katro-doha anjaran' ny ondry, kaikitra fanaon' ny alika, teny soa fanaon' ny hendry. [Rinara 1974 #108]

Ohabolana Traky nify manao laniala : tsy haingo fa fanaon' ny olona ka dia manao koa. [Rinara 1974 #285]

Fizahan-teny