Fizahan-teny

Ohabolana : fanaterana

Ohabolana 1Ka manao fañaterañ' alika : tsy misy fieñenañe. [1.68]
Dikanteny frantsayNe faites pas comme le chien qui rapporte sans arrêt. [1.68]

Ohabolana 2Tranom-barin’ akoho : marivo fanaterana. [1.147 #T121]

Fizahan-teny