Fizahan-teny

Ohabolana : fandeha

Ohabolana Bila fandeha mananatra ny mahitsy famindra : mahay milaza soa ho an' ny olona, fa tsy mahay ho an-tena. [Rinara 1974 #900]

Ohabolana Bingo ny mpitarika ka tailam--pamindra ny mpanaraka. [Rinara 1974 #903]
Bingo ny mpitarika ka tsy mahitsy fandeha ny mpanaraka. [Veyrières 1913 #762, Cousins 1871 #772, Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Izay toetra sy fihetsiky ny mpitondra ihany no toetra sy fihetsiky ny olona entina. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Conduit par un bancal on ne marche pas droit. [Veyrières 1913 #762]
Fanazavana frantsay Se disait des inférieurs conduits par de mauvais chefs et qui leur ressemblaient. [Veyrières 1913 #762]

Ohabolana Mañeno ty alika, ty pandeha manohy ty liañe. [Poirot & Santio: Vezo]
Dikanteny frantsay Les chiens aboient, la caravane passe. [Poirot & Santio: Vezo]

Fizahan-teny