Fizahan-teny

Ohabolana : fandraotra

Ohabolana Fandraotra manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako. [Rinara 1974]
Kifafam-bolo manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako. [Rinara 1974]
Kofafam-bolo : manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako. [Veyrières 1913 #6473, Cousins 1871 #1281]
Dikanteny frantsay Peigne à cheveux : il nettoie la tête des autres, mais sa bouche à lui est pleine de saletés. [Veyrières 1913 #6473]
Fanazavana frantsay Vouloir réformer les autres sans se réformer soi-même. [Veyrières 1913 #6473]

Ohabolana Sola miady fandraotra, banga miady laingo : tsy ho toy izany akory! [Rinara 1974 #3933]
Sola miady fandraotra, banga miady laingo : tsy ho toy izany tsy akory. [Veyrières 1913 #2138, Cousins 1871 #2924]
Dikanteny frantsay Chauve qui dispute un peigne, édenté qui dispute de l' herbe à nettoyer les dents : non, il ne convient pas qu' il en soit ainsi. [Veyrières 1913 #2138]
Fanazavana frantsay Se disait des gens qui sont perpétuellement en disputes. [Veyrières 1913 #2138]

Fizahan-teny