Fizahan-teny

Ohabolana : fandravana

Ohabolana 1Ny tsiny fandravana fa ny saotra fitomboana. [2.558 #213]

Ohabolana 2Raha mpivady tsy mifandefitra, fandravana harena no farany. [2.558 #3631]

Fizahan-teny