Fizahan-teny

Ohabolana : fandrian-dompy

Ohabolana Telo no lompy : ny anankiray lompin-dandy, ny anankiray lompy tsy mahahery, ary ny anankiray trano fandrian-dompy. [Houlder 1895 #2301, Veyrières 1913 #4824]
Dikanteny frantsay Le mot lompy s' emploie dans trois significations : il signifie poils de ver à soie, nécessité inévitable et maison de recéleurs. [Veyrières 1913 #4824]

Fizahan-teny