Fizahan-teny

Ohabolana : fandrin-drano

Ohabolana Fandrin-drano, ka tsy misy avo sy iva. [Cousins 1871 #922, Nicol 1935 #467]
Dikanteny frantsay Comme l’eau tranquille : ni haut ni bas. [Nicol 1935 #467]

Ohabolana Ny olombelona fandrin-drano ka tsy misy avo sy iva. [Houlder 1895 #9, Rinara 1974 #3175]
Dikanteny frantsay Les hommes sont pareils à la surface d' une eau tranquille, il n' y a ni haut ni bas. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Ils ne sont ni plus ni moins que des hommes. [Houlder 1895]

Fizahan-teny