Fizahan-teny

Ohabolana : fandrodahy

Ohabolana Tanimbarin--dRalaikamo : rano fotsy mangeniheny, tsiparifary mandifotra olona. [Veyrières 1913 #3975]
Tanimbarin' ilay kamo, ka rano fotsy mangeniheny. [Veyrières 1913 #3974]
Tanimbarin’ ilay kamo : rano fotsy, mangeningenina ; harefo, mahadifotra olona. [Cousins 1871 #3010]
Tanimbarin' ilay kamo: rano fotsy mangeningenina; harefo mandifotra olona. [Houlder 1895]
Tanimbarin' ilay kamo : rano fotsy no mangeniheny, vohitr' ilay malaina : fandrodahy am--baravarana ihany. [Rinara 1974 #261]
Dikanteny frantsay La rizière d' un paresseux: elle est couverte d' eau stagnante, et de joncs plus hauts qu' un homme. [Houlder 1895]
Visitez la rizière du paresseux : c' est un marécage. [Veyrières 1913 #3974]
Visitez la rizière du paresseux : elle est devenue un marais et les joncs ont la hauteur d' un homme. [Veyrières 1913 #3975]

Fizahan-teny