Fizahan-teny

Ohabolana : fanekena

Ohabolana Ny vola tahaky ny vato sy ny vy, koa tsy mba miteraka, fa ny vava no mampiteraka azy sy ny teny fanekena. [Veyrières 1913 #2232]
Dikanteny frantsay L' argent est comme la pierre et le fer, il ne produit pas ; c' est la bouche, ce sont les paroles du contrat qui lui font produire des intérêts. [Veyrières 1913 #2232]
Fanazavana frantsay Formule de prêt à intérêt. [Veyrières 1913 #2232]

Fizahan-teny