Fizahan-teny

Ohabolana : fangalàna

Ohabolana Amboa fola-tanana : fangalàna ny zanany. [Samson 1965 #A53]

Ohabolana Aomby lava hotro, fangalàna ny zanany. [Samson 1965 #A98]

Ohabolana Viavy voan’ angivy : fangalàna ny zanahy. [Samson 1965 #V50]

Fizahan-teny