Fizahan-teny

Ohabolana : fangalàna

Ohabolana 1Amboa fola-tanana : fangalàna ny zanany. [1.147 #A53]

Ohabolana 2Aomby lava hotro, fangalàna ny zanany. [1.147 #A98]

Ohabolana 3Viavy voan’ angivy : fangalàna ny zanany. [1.147 #V50]

Fizahan-teny