Fizahan-teny

Ohabolana : fanifakifaka

Ohabolana Raha izaho no mifidy mifantina dia ny lehibe no alaiko, fa ny kely fanifakifaky ny sasany. [Rinara 1974 #3586]
Raha izaho no mifidy, raha izaho no mifantana, dia ny lehibe no alaiko, fa ny kely fanifakifaky ny sasany. [Cousins 1871]
Raha izaho no mifidy, raha izaho no mifantina, dia ny lehibe no alaiko, fa ny kely fanifakifaky ny sasany. [Houlder 1895 #1427, Veyrières 1913 #676]
Dikanteny frantsay Si j' avais à choisir, si je pouvais opter, je choisirais la grandeur, car les petits ne rencontrent que mauvais accueil et rebuffades. [Veyrières 1913 #676]
Si je suis libre de choisir, je préfère être un grand, car les petits sont le rebut des autres. [Houlder 1895]

Fizahan-teny