Fizahan-teny

Ohabolana : fanohatra

Ohabolana Aza dia manao fanohatra amalona : raha tsy azo, ohatra ny fe ; raha azo, ohatra ny sandry. [Cousins 1871]
Aza dia manao fanohatra amalona : raha tsy azo ohatry ny fe, raha azo ohatry ny sandry. [Rinara 1974 #440]

Fizahan-teny